dimanche 8 juin 2008

L'Art Des Nouveaux Pauvres

- "Qu'est ce que tu veux, je suis capitaliste...et ils payent!" Si comme Ikala vous avez vu la dernière Indiana Jones , vous savez sûrement de qui je parle et où je veux en venir. Il s'agit des nouveaux pauvres. De moi...

Récemment plusieurs émissions ont diffusés sur la télévision des reportages sur les "mpitsimpona zoridira". Ceux qui il n'y a pas longtemps vivaient aisément. Je ne sais pas vous mais nous ici à finda on s'appauvrit de jour en jour. Certains accusent l'euro, d'autres Sarko. Moi je dirai que ça sent "l'ère Ratsiraka" . Nous allons sombrer petit à petit et sûrement. Une mort lente et douloureuse avant de nous rendre compte qu'il faut s'exoder.

Bon je ne suis pas économiste
(ni prof! eh non) , je suis juste pauvre. J'ai commencé à m'en apercevoir quand je vous ai parlé du parc social et de ma nouvelle activité du week end...la brocante! les Fripy e, fripy e. Ou encore la nouvelle technique ultra- moderne du takalo o ...takalo o! Purée c'est pas normal que moi Ikalakely de France je fréquente les brocante et les vide - greniers ainsi que les vente privee et de tout ce qui peux m'offrir des trucs moins chères. Même que je commence à collectionner des bons et des cartes de réduction, je fais attention aux extras du fin de mois et depuis des lustres je n'achète plus des fringues...mamamia!

Que vont dire les gasy du pays. Ils seront sûrement content d'entendre que la France ne donne plus ce qui est à désirer: la richesse. Encore que comparer à ce qu'il y a là bas "je préfère être pauvre ici qu'ailleurs, ici j'ai les aides sociales, les allocations en tout genre, la sécurité sociale" "j'y suis j'y reste" me dit la dame en face de moi.

Quant à moi je pars, n'est ce pas cela le premier motif d''immigration?

8 commentaires:

Unknown a dit…

Les gasy du pays ne diront que " fais de ton mieux ikala tu es courageuse comme nous"
ou que tu sois quoi que tu fasses oublie ceux qui jugent et par lâcheté se cache derrière le superficiel.
you'Re true you're life!

Anonyme a dit…

Hihihi.. izaho efa ela no nividy "moins cher". Tsy fripes fa solderies no tena fividianako. Izany hoe mpanao mix aho (sady misy nouvelle collection novidiana amin'ny magasins no misy fin de série novidiana amin'ny solderies). Ny zavatra tsy nataoko indrindra angamba dia ny soldes. Ny antony: tsy tia vahoaka be aho ary tsy mety ho voatarika hividy akanjo raha tsy tena mila maika. Nisy ihany angamba ny classiques (jeans, chemise blanche, pantalon noir) azo novidiana amin'ny soldes fa ilay foule ê!!! Nialako fotsiny. lol

Ankoatr'izay... ataovy izay mampety ny fiainanao. Ny ahy dia nitari-dositra no natao satria nalahelo ny taty Dago. Efa tsara asa indray vao nody. lol

Veloma indray!

Ikalakely a dit…

jogany> hahaha io ambany io ny valiny! samy manao ihany kay izany na ny aty na ny any

coolienne> Angamba retsy hiverina any Mada raha izao no mitohy hitrandraka petrole fa tsy lasa ity!!!Na izany aza mahafinaritra anie ilay manao "brocante " e!

Fa raha hitanareo anie ny fahantrana aty tena gaga ianareo e, isan'andro mihabetsaka ihany ny kil. Izahay moa tsy mahazo aides sociales dia miafy any an-kafa any! Fa io no hitako tena mampahantra eto e, tokony hiezaka daholo ny tsirairay fa tsy miandry vonona izany mihitsy.

Anonyme a dit…

ka ho aiza hono rakalakely ô

Ikalakely a dit…

rajiosy> Ka io anie rajiosy no fanontaniako eto e, andeha ho any @ matanjaka kely aloha fa tena efa difotra ato r'ikala isany!

Anonyme a dit…

zà ndray aloha tsy mba tia brocante; zany hoe manao ihany fa mividy kilalaon-jaza na boky fa akanjo non, ary mba efa ni-essayé hoe nivarotra koa fa tadiavin'tony antavaratra tony ho vidina 5centimes daholo ny zavatrao dia masosotra be. Sal@ coolienne manao solderies koa zà na mividy mandavan'ny taona rehefa misy solde madinidinika reny. Zà koa tsy mirevy solde sady tsy tia misavasava anatin'ny lamba maro reny; mafaika aloha lay baisse de pouvoir d'achat ty é, tena tsapa eo @ isan'andro mihitsy.

http://maman-gasy.mabulle.com/

Ikalakely a dit…

mamangasy> tongasoa eto r'ikala! Hitako ho misy afera tokoa aloha raha resaka kilalao sy bokin-jaza. Ny akanjo no tena tsy laitrako sy ny kiraro ho vidiana eny. Asa izay aretin'ilay olona taloha any.
FA an izany aza aloha taratra eny @ tavany eny ihany ny mpivarotra ...sy ny mpividy e!

Anonyme a dit…

hummm, azoko tsara amizay le fanontaniana indray andro izay ;-) Dia ahoana izany?

Aty andrefandrefana aty ny garage sale (vente debarras) ireny koa ahitan-javatra sady tena fotoanany izao. Ny akanjon'i kala piso dia vitsy no vidina vao satria lafo loatra nefa anaovana iray volana, roa volana monja dia tsy antonona intsony!