mercredi 28 mai 2008

BD Malagasy

Ho an'izay mankafy BD dia misy ilay hoe 'kilonjy' izay vao niforona izy io.
Izaho manokana aloha dia falifaly mamaky an'ilay izy fa sady tsy aloa vola no mahatsikaiky.
Ny sary koa azo atao hoe mendrika ihany satria tena gasigasy tsara. Ka raha te hihomehy kely dia vakio ny kilonjy e. Mila misoratra anarana ianao dia tafiditra ao ary afaka mi-telécharger an'ilay izy (format pdf).
Fa manontany tena fotsiny aho hoe tsy efa fahita any amin'ny hafa daholo ve ilay tantara kely?

7 commentaires:

Anonyme a dit…

misy akitoraka vato kilonjy indray ato amin'ireo kilonjy no décharger-na ato ireto :-D
Melsi e !

Anonyme a dit…

Misaotra r'Ikala a !

Unknown a dit…

c mafatyfaty be! lol

Anonyme a dit…

misaotra, misaotra o. misy analana azy indray ity rehefa ohatrohatr'izay!

maintikely a dit…

bon je vais essayer kilonjy! je te dirai des nouvelles :D

Anonyme a dit…

zà aloha tsy tia e! c'est le n°2 izao nivoaka t@ herina'ndro lasa iny, toa tsy mampihomehy akory fa publicité no maro ao anatiny. Zà t@voalohany tena nanantena mihitsy hoe ho torak'hehy, inona akory eo fa tsy novakiko hatr@ farany akory, tsy hitako zay humour gasy ao.
Misaotra an'Ikala aloha e na dia zany

http://maman-gasy.mabulle.com/

Ikalakely a dit…

mamangasy> hihihi ! izaho aloha mahita hoe ilay sary tena gasisagy tsara , mahafinaritra!