Tampoka teo androany...matetika isan'andro "Aza omena tsiny aho" hoy Njakatiana izay, ohatran'ny adala tsy ampy sakafo ikala dia te handrampaka hanina be. Aty aminay moa ambanivohitra ka ny kaly sinoa somary "vôtany" , any sisa azo natao dia nahandro. Ny nety eto misy, nojerena ny foto-tsakafo sinoa dia iny ary fa nanokona. Izao no navoakany...

Izany hoe hafa ihany ny orizinaly. Jereo etsy amin'ny sisiny etsy ny rohy fa hitako masaka be io sipa mpahandro io , sady ny azy alainy sary daholo ny zavatra ilaina, tonga dia mizesta be any @ Tang rehefa miantsena. Hahahaa...
12 commentaires:
kiii
ramaka tampoka teo aho kle !
zà koa zany te hihinana, sady tena hita fa matsiro be! Manelindrora mihitsy aho zany, sady aty ampiasana dia efa tokony handeha hihinana sandwich, dryyyy...misaotra @recette
Mitia
http://maman-gasy.mabulle.com/
Tsy azoko ... ny kaly sinoa any amin-dry Ikala ve no votany be sa ny Ikala no tsy tia kaly sinona ? (lol ... aza omena tsiny)
Fa za r'ikala ao amin'ny videojug.com no mijery resety a, ny tiako amin'ny ao mantsy mba misy vid dia mba haiko ny manao azy avy eo (za vesa be raha lakozia dia mila mijery aloha hi hi).
Aza hadino amin'ny Asabotsy a Amin'ny 3PM, ora any Mada ... ao amin'ny fbc.
pissoa> hihihi, ny sinoa aty aminay no tsy tsara fa izaho koa tsy tsara kà ...aza mampihomehy é
Fa ataoko ahoana moa no hanadino ny ra-dem... telo dia lasa izao
Salut !
je t'invite à partager tes recettes et tes connaissances culinaires sur http://gasytsyvery.sup.fr
taiza ianao taminy asabotsy ouinnnnn i miss me some ikalakely kiady !!!!! sa hoe vacances dia mangigina??
(lol)
edrey, ny maminavina ny hohanina aloha dia eeee, tena ao antsaina lalandava. Aiza no tsy hatavy :(
tsy ratsy ilay kaly kah :)
ramaka sanina fa aza atao anio e!
pakysse> tairo aty ary ilay pate sinoa hanaovantsika azy!!!
apollo,roka;esko,matsiro salone sns............fa izy daholo ireo fa izay tianao fa tairo fa za vonona ahandro sady amin'izao anie afaka ampifangarona kely @ legumes,jumba sns.............ahahhaha!miandry top dia lasa izao ny mahandro e!lol
matsiro ery akia izy izany an ! mba hanatero e.
Sipakv> hihihi, andraso hanaovako manokana ndry dia halefako any
Enregistrer un commentaire