jeudi 19 décembre 2013

Tsy Te Hody Daholo Ny Gasy

Manana namana malagasy maro aho tsy te hody, fa maninona ary?

(1). Misy amin'ireo nikiry mafy nakaty dia tsy te hody mihitsy

(2). Misy amin'ireo nanambady vazaha dia te hody fa tsy afaka

(3). Misy amin'ireo tsy manana havana any intsony na manana fa tsy te hahalala ireo intsony

(4). Misy amin'ireo tsy mahalala ny vaovao any Madagasikara akory. Hay misy by-pass izao? Hay efa tsy Boeing 747 intsony? Toa hoe nisy cyclone hono?

(5). Misy amin'ireo mankahala ny fiainana any Dago nohon'ny fahantrana, sady tsy manampy ny any izy no mody fanina nefa mody te ahalala ihany.


Aucun commentaire: