Le café Condom du Vietnam et le café Salud de La Havane à Cuba, vous connaissez? Peut être... peut être pas.
Ce sont des cafés qui ont été ouverts à l'initiative des Médecin du monde avec la collaboration du département de promotion et d'éducation pour la santé dans ces deux pays. Pas mal non? Leur buts: sensibiliser, prévenir, éduquer les jeunes sur les IST et le sida dans une ambiance décontractée.
Et si Madagascar en faisait pareil? Le concept est assez simple (de vue):
1- trouver un café/ hotely gasy/boity de nuit dans un quartier populaire, fréquenté par des jeunes de 15 à 25 ans et + (Le Bus ohatra?)
2- décorer sa vitrine à l'entrée en proposant des préservatifs et des documentations sur le VIH et les infections sexuellement transmissibles (IST)
3- trouver des jeunes promoteurs de la santé ( à l'école du service sociale à côté de l'ESSCA, tsy tadidiko intsony ny anaran'ilay quartier eo io/ sinon il y a toujours les internes en médecine , il y a aussi l'ICE du côté de chez foko) .
4-Le plus dur c'est de trouver assez de préservatif et de faire consommer les jeunes ... de café ou de dité sy mofogasy
14 commentaires:
Fa gratuit zany le kafe sa vidina? Sao dia falifaly misotro kafe maimaim-poana fotsiny ry zareo nefa tsy mampiasa anle condom avy eo?
Fa fomba tsara isintomana ny attention du public aloha le izy e! Atao matanjaka tsara ny support fanabeazana eo am-pisotroana ny kafe
"Un café et un préservatif s'il vous plaît !" dia mba ampio ronono mandry anie azafady e
miangaly> vidiana ilay kafe kà, dia vidiana koa ilay condom!
Fa ny but anie izany hoe raha nahakôty sipa tao ka te hitaingina dia mba avy dia misy vonona fa tsy hoe hitady "excuses" hoe mihidy ny pharamacie fa 'ndao tairina maina, ankoatran'ny hoe jenjina information ianao vao miditra ao amin'ilay kafe condom
tsara aloha ilay izy e! tokony généraliser-na be
rajiosy> hahaha... tondrahana ronono mandry ianao ram's a!
>4-Le plus dur c'est de trouver assez de préservatif et de faire consommer les jeunes ... de café ou de dité sy mofogasy
En vue d'accroitre l'efficacité, je propose d'étoffer l'offre avec THB, Coca, bonbons anglais ou ranomena et surtout masikita ;)
sao dia mba hoe isaky ny famerim-bola dia omena preservatif gratuit ee :)
@ zay tena efficace tsara ny campagne :P
tomavana> Azo aroso daholo kà, angamba mety mafanafana kokoa ilay resaka raha atao bex an!
simp> hahaha, iny indray no tsy ratsy marina an, mety tsara mihitsy
Ary ahoana ary oe raha mamo be raha misotro kafe ao ilay olona ohatrany ny tenako mbola tsy nisotro izany mihintsy dia a la fin lasa hadino oe tokony haka condomn.lol
very godry lay idée, fa zany hoe hatao mora zany lay vidiny; café social quoi; si j'avais un fond ben je l'aurais fait, dia aiza marina ny ahazoana ny condom? Managataka don avy aty @tanin'ny manana
pakysse> tonga d atsofok'ilay barman ao anatin'ny paosin'elà ilay izy dia gaga fosiny elà rehefa tonga ilay fotoana ampiasana azy!
na omena bek's elà raha tsy mety mamon'ny bek's! sa atao dité?
mitia> mangataka an amin'ny médecin du monde any e!
Silaka be oi amin ilay dite fa chut fa ny ana hatambatro ny bexa sy ny dire amzay tonga dia mandamina beuuh......lol
tao amin'ny buffet du jardin aloha tamin'zany andro izany efa nisy an'io e (je parle de 15 ans passés) teo amin'ny caisse teo le vazy be feno carex, 500 fmg ny iray tamin'izany.
drrriiyyy, ary ikala tena vedety du jour ato am blaogasyfera :-))) mipoitra ato daholo ny posts tanatin'ny blaogin'ikala! F'inona no nitranga???
Soa ihany ity fa tsy wordpress raha tsy izany dia mety nahazo loza indray izay olona iray izay, marina e. Aza tezitra moa fa somonga ny ahy quand elle lira ceci ;-)
Enregistrer un commentaire