dimanche 9 novembre 2008

Le cirque: torture payante!

Punaise, quelle horreur... Tsy mbola nalahelo ohatr'izany aho teto amin'ny fiainako. Tamin'izay mbola kely fahiny dia mijery fahitalavitra malagasy, TVM io, isakin'ny alahady hariva dia mandefa "cirque" ry zareo! Dia liana dia liana ery mijery ireo biby: elefanta, liona, soavaly fa tsy ny rajako aloha e (aty @ tànana aza feno!) dia nitsiriritra be mihitsy mba te ahita an'izany.

Nony afaka notanterahana aza ity nofy dia nitondra an'ikalapeta nijery cirque ny tena. Akory lahy fa tsy misy vidim-pidirana lafo ohatr'izany teto an-tany: 15 euros ny enfant dia 10 euros ny adultes (tsirairay io an!). Feno fitaka ny tany hoy aho tany an-tsaiko tany.

Dia niditra dia mba nisy nampipetraka teny amin'ny gradin aloha (le sens du servie très important en France! hahaha). Soa fa teny no nipetraka fa danza be ny fofom-biby tao. Dia nanomboka tamin'ny liona aloha, efatra ry zalahy. Dia variana ny zaza sady tolagaga fa raha olombelona efa mieriretritra sy be sentimaka dia adaboy any fa tena ontsa ny fo mijery an'ilay liona automate, efa kamo be mihitsy izy sady mahia kely!

Avy eo indray dia ny elefanta no nanaitra indrindra, tsy tena ngeza be ohatran'ny any amin'i zoo ilay izy (k'efa hoe zà hoà tsy mbola tany Afrika) fa antonony. Fa na tsy ampy sakafo iny dia en retard ny croissance, na zanaka elefanta iny dia orphelin. Tay be! Mampalahelo be, mahia kely sady tena tsy mety aminy mihitsy ilay izy e!

Rehefa vita ny andininy voalohany, nisy zavatra hafa fa tsy tantaraiko daholo. Dia tonga ny fividianana goûter. Canette coca 3 euros, Barbe à papa 3 euros, Fatina jiro mipipika tsy misy dikany izay 5 euros, Valopy ahazahoana fanomezana 5 euros sy 3 euros, io farany io sy izay rehetra hitanao fa lafo be amin'ireo zavatra amidy tato dia natokana indrindra hividianana ny sakafo sy ny fikarakarana ireo biby rehetra. Purée, comment tu vas faire? t'es obligé d'acheter un truc, d'1) les enfants bizarrement ont tous faim et soif (c'est peut être l'effet de l'odeur) et de 2) même en étant l'adulte le pus cruel du monde, capitaliste sans coeur tu ne peux pas résister à ne pas participer à aider ces pauvres animaux quoi, bordel mais ils font exprès de ne pas les nourrir ou quoi ces animaux? genre je donne 3 cacahuètes par jour quoi. Non , mois je suis contre les captures des animaux pour en faire des attractions et si vraiment j'ai envie de voir des animaux je me paye un safari... (izany hoe sao dia lanin'ny voay any aho dia aleoko mijery Madagascar 2 fotsiny aloha)

Bon bref... aleo aloha tsy miakatra. Vita amizay ilay cirque dia nivoaka nijery an'ireo biby taty ivelany izahay mianaka. Les pauvres... ils habitent /logent/sont enfermés, prisonniers dans des camions, cages, parcs d'à peine 9m² quoi! Chiens, chats se baladent dans les rues et des camions flambants neufs (appartenant aux propriétaires) arborent les allées, pour qui j'ai payé une canette de soda déjà? L'enfant qui jouait le clown avec son grand père de tout à l'heure est entrain de pisser juste à côté d'un abri de chameau, une femme prépare le repas de la troupe ou des animaux j'en sais fichtre rien. Non c'est un peu trop, ikalapeta finira par croire que les poissons vivent dans des aquariums et que les éléphants sont faits pour les cirques. Il est temps de partir et de ne plus revenir.

[Nosoratana avy hatrany raha vao tonga ny aingam-panahy dia lasa teny mifangaro. Noezahina nampiasaina anefa ny TSIPELINA mba tsy dia hisy diso ny teny malagasy]

13 commentaires:

Anonyme a dit…

hahahahaha
Mampihomehy sady mahatsikaiky tokoa izy izany.
Zah moa tsy mbola nahita an'izany sirika ;) izany ka dia misaotra nitantara e hihihi

mamihomehy ahy koa ilay hoe : lasa mangetaheta ho azy teo ny ankizy hihihi.
Mbô ividiana "canette coca-cola" koa za neny a lol. mangôteta be i Tokinao lol

sipagasy a dit…

hihih ikala fa cirque inn retsy izany?? ny aty misy in 2 isan-taona fa tsy mbola nahatsikaritra hoe biby mahia izany injay zah aloha e! ny isaky ny faran'ny taona cirque Gruss izy izay dia ny à été tsy tsaroako teo ilay anarany, fa ny fofom-biby aloha dia itoviany, dia ny fivarotana produits dérivés koa gravy, elo, porte clé, cartes isan-karazany, sns ....

Ikalakely a dit…

tokinao> hahaha... 3 euros ange ry Toky ny canette e, ary tsy mila an'ilay jiro mipipika eo ny eo ihany dia maty angaha toi?

sipagasy> eny e, ilay izy aloha cirque kely e, ilay de quartier ireny fa raha cirque de Massy na hafa mety mba misy aides satria efa chaîne lehibe kokoa. Amin'ny farany misy fangalan-tsary miaraka amin'ny zanak'ilay liona dia iny hono dia 10 euros koa. Tsy maintsy mivelona koa aloha e, fa aleo ho aho ny biby hijanona any an'ala any fa tena mampahory fo!

Anonyme a dit…

"mijery Madagascar 2 fotsiny aloha" : you like to move it move it ?
halafon'ny vidin-javatra : mbola tsy tany @ disneyland angaha ianareo ?
tena nivoaka mbakan'ny TB an :-)

simplex a dit…

ka ny tokony ho izy hoe i ikalapeta no mahita cirque @ tele dia mangataka @ i neny hoe aiza kay no misy an'ireny ee. De hoe ndao mba hijery...
fa ra vao i neny no miezaka mampita ny reviny taloha @ zanany dia eee samy tsy hahazo fiany, fantiantoka 2 lavaka :)

Zany hoe ra tsy mande koa aloha tsy mahafantatra ee. Soa fa nisy ny blaogy mba anatra hoan'ny hafa :P

Anonyme a dit…

kiiiiiiiiiii
za ihany io fa maika be tsy niova anarana fa tonga dia kaonty gmail no raisin'lery :lol::lol:

Ikalakely a dit…

rajiosy> inona moa ity TB fa tsy arako ndray? lol...
Mbola tsy tany @ ra-disney sady mbola miandry kely fa lany ange hoà ny vola e,

simp> mampme koa ty bandy ty...
Aty zao tsy misy cirque dia tsy mahita izy fa reny grand cabaret reny no mandeha , aiza koa no hitondrako azy amin'iny... tsss. Ny taloha no manja e

maintikely a dit…

fombany io lafo be io na ny fidirana na ny zavatra hohaninkanina, ampandoaviny anareo tsinona ny hofan'ny tany, ny biby koa etsy andaniny tsy maintsy velomina, izy koa tsy maintsy mba mahazo tombon etsetra etsetra

Fa ilay biby mahia kely no mampalahelo, io ilay hoe samy manana ny antompivelomany, ny sasany miasa birao, ny sasany eny an-tsena, ny sasany mivelona @ herim-pon'ny biby ...

Bon je sors

Anonyme a dit…

ahahahaha ihihihihi

fa mampalahelo kosa aloha le biby e

sirika be a fa mbola tsy nijery cirque an

fa kely kosa a sisa d ahita Madagascar 2 an lol

Milay be le blog ;)

Mitia Fanou Thandy a dit…

zay lo mbola tsy nahita Madagascar2 e, ny kalapetanay tsy dia tia dessin animé loatra, fa disney ndray reveny manja ka! dia enao foana no reraka. Dia mangalà repose 2j avant alohany handeha à disney fa tena vizana avy any!
zay nandeha cirque gruss iny, ok c bien mais bon c pas notre truc ni à peta ni à nous parents, zay ary déçu be fa tsy dia be démonstration d'animaux fa apparemment ils sont spécialisés dans les chevaux;
disney c un bon compromis pour les enfants et parents, chacun y trouve son compte, dommage fotsiny tsy misy sal@ garderie kely pendant que nous autres parents allons à la tour infernale ou space mountain, faudrait qu'ils y pensent tiens

Anonyme a dit…

Iverenako kely ity fa saika adinoko. Mampalahelo tokoa ange ny resaka cirque e. Fanandevozana biby ireny raha tsorina ny marina. Biby miasa maimaim-poana tsy mandray karama, tsisy sitraka ... Tsy mifankaiza am izy ireo koa ny biby any am zoo, mba diniho ange e. Ca peut paraitre extreme mais franchement, tres franchement mba mipetraka ao am toerany ny tena dia manontany tena. Aza mba biby ihany :-(
Mamaky an'ity zah dia hoe enga anie i kala piso tsy hitady andeha hijery cirque izany!

Ikalakely a dit…

ariniaina> Misaotra e! Aza adino mitantara M/car 2 an, I like to move it move it

Ikalakely a dit…

Mitia> Hiaraka ho any amin'ny Disney ve e? any ho aho i Pumba sy Timon no biby any dia i Mickey sy ry Pluto, biby miteny..

Miangaly> Mivavaha mafy fa raha be sentimaka dia aleo aloha tsy mijery cirque, indrindra ilay de quartier ireny! Giravy be ange r'ikala e...