vendredi 11 avril 2008

Manomeza Kely

1 word= 20 grains
5 words= 100 grains

Mandraisa anjara mba hanafoana ny fahantrana, raha marina ny valin-teny atolotrao dia manome voam-bary 20 ho an'ireo olona tsy manan-ko hanina ianao. Raha mahita valin-teny marina 5 kosa dia 100 ny isany voam-bary atolotrao.

Maimaim-poana sady mampahay (voam-bolana anglisy) no hetsika fanampiana ihany koa ity lalao indray mitoraka ity.

12 commentaires:

Anonyme a dit…

tsy aleo ve tonga dia manome voambary 50 dia sady tsy lany ron-doha miketriketrika no tsy lany fotoana hitady ny valiny marina satria mba hanomezana betsaka dia mila mahita valiny marina, nefa sady betsaka kokoa no omena - hihihi

Anonyme a dit…

OK nitombo 1 izany ny teny anglisiko lolol

Ikalakely a dit…

ikalamako> hihihi, azo atao daholo izany! kely koa aloha ilay voam-bary 50 fa kely koa anie ilay hoe teny 1 no tadiavina e, atao kilalao e!

pissoa> milay é

sipagasy a dit…

ka inona ny tena atao izany e!!! hi speak aby antsika ato?? sa akory e! hihih tsilovy kely aloha fa pahina e!

Ikalakely a dit…

sipagasy> kilalao fotsiny ilay izy sady tsy izaho no namorona azy fa ry 'zareo kalaza lahy mpanampy @ fanomezana sakafo ireo tsy manan-ko hanina. Tsindrintsindrio ao izay hitanao fa mety dia efa ao raha!

Anonyme a dit…

taiza indray njy ry sipagasy no mpamafa lalana, nefa mi-zesta @ ilay vam soara beuhh hihihi

Anonyme a dit…

rehefa kilikena ilay sarin'i sipagasy io no nahitako izany an :-P

Anonyme a dit…

ohatran'ny mila fotoana manao an'izy ity, iverenako am herinandro ambony o. fa tena omen-dry zareo tokoa ve aloha le voam-bary e?

Anonyme a dit…

Izaho re kristiana dia tsy afaka anafoana ny fahantrana e
raha tsy izany i Kristy no heveriko ho mpandainga raha nilaza hoe : ny mahantra hisy eo aminareo mandrakariva

Anonyme a dit…

andraso fa hitady vary aminy gony mihintsy aho dia ataoko oe izaho no solontenany malagasy...........ihihihih

Ikalakely a dit…

miangaly> tsy misy mahalala izay alehan'ilay vary aloha fa 'minoa fotsiny ihany"


kristiana> Ekena e! fa ataovy ihany ny lalao sao rehefa hanontaniana any @ farany dia tsy nanezaka akory e!

pakysse> reveko manja e

Anonyme a dit…

Lire le blog en entier, pretty good