vendredi 28 mars 2008

I like to move it ,move it

Ty zaza ity ry zareo dia ao amin'ilay "oui" a!


3 commentaires:

Anonyme a dit…

mba tonga saina ve io zaza io fa efa miditra anaty guiness des meilleurs danseurs smurf izy io ?!

Ikalakely a dit…

ikalamako> Ny ahy dia tsy azoko no mampahay azy an'izao dihy izao amin'izao taonany izao, fa dia ekena fa mahay mandihy aloha izy e!

Ny tiako tenenina hoe tena hainy irery ve sa tena nakana mpampianatra mihitsy izy

Anonyme a dit…

mety mijery vidéo misy an'io foana izy isan'andro dia mandeha ho azy ilay izy aloha e ; ny zaza tsinona sady mora mahay zavatra be no tsy mba matahotra haratra sy harary izany fa dia alefa foana.