vendredi 21 mars 2008

Chocolate Easter

C'est le printemps, il est temps de faire le grand ménage, d'abuser du chocolat, de sortir les petites jupettes vive le vent ... et de s'amuser car c'est la RNS à Vichy (et pour combien de temps encore? tsy efa leo ve any foana e)




Dia samy ho Tratry ny Paska daholo! Maty fa mbola hitsangana indray Jesosy? izay tokoa moa...

6 commentaires:

Anonyme a dit…

Dia joyeuses pâques koa ianareo : ikotokely, ikalakely, ikalapeta sy ikalapôta (ikalapôta tokoa moa ilay iray?).
Mahazotoa mitsindroka sôkôlà fa ny important mamaky atody hono koh !
kiss be !

Anonyme a dit…

oups... mazotoa fa tsy mahazotoa, tsss !

Ikalakely a dit…

ikalamako> tratry ny paka e! andeha ho aiza radem? ohatr'izao izao ny any Dago rdv any Bira daholo...

tomavana a dit…

Tratry ny Paska daholo Ikalakely. Ny anay taty tao anaty orampanala sy hatsiaka no nankalazaina

Anonyme a dit…

Un ptit coucou !
bon samedi
bisous !

Ikalakely a dit…

hery> tongasoa eto ary e,
mandalo mitsidika anao aho ...