lundi 5 novembre 2007

Immersion Totale2

Mitohy ny tantara

Teo am-pisakafoanana maraina dia nampisehoan-dry zareo emploi du temps izahay, fa toy izao hono mantsy ny fombafomba ao aminy:

Après-midi
14h 16h: Cueillete (selon la saison: pomme, cerise, poire, etc), visite de la ferme
16h: "l'art de cuisiner la confiture" suivi du goûter
17h 19h petanque, tennis, promenade en fôret (ramasser des châtaignes, des champignons, etc)
19h cuisine en famille (la potée, la blanquette de veau, la bouillabesse, les spécialités bretonnes)
20h dîner
22h jeux de cartes, monopoly, trivial pursuit, etc (en terasse ou dans la salle de jeux)

Kanefa hono tsy obligatoire mijanona ao aminy manaraka ireo fa afaka mivoaka, fa rehefa ao an-trano izany dia ireo ny activités-ny.
R'Ikala aloha tsorina ny marina fa tsy dia zatra loatra vacances avec horaire fixe na fixé fa ny tena fy dia ilay mandeha anjoalanjoalana. Ary raha ny dianay tany aza dia andeha hijery ranomasina no tena handrasanay. Ce qu'on a fait.

Nandeha naka fofon-dranomasina tany amoron-tsiraka ary. Dia nisakafo tamin'itony atao hoe crêperie -maniry ohatran'ny anàna izy any, angamba itony izany no kebaba aty - Mazava ho azy tsy misy afa tsy crêpe ao: entrée crêpe, plat crêpe, dessert crêpe, goûter crêpe. Azo lazaina fa tsara lavitra nohon'ny eny amin'ny sisiny kosa aloha e. Sotroina miaraka amin'ny cidre vita ao an-toerana io zavatra io. Leo crêpe vao miala eto hoy Ikotokely 'zay.

Voky crêpe amin'izay ary ny gasy dia lasa nitsangatsangana, akory lahy fa tsy nisy maizaina, tavaratra, gasy na iray aza. Tena marina io an! Any ka tolagaga be ry zareo mahita anay 4 mianaka kely (miampy ny fianakaviam-ben'Ikala, oui les gasy ne se déplacent qu'en communauté - de préférence. "Ny mitabe tsy lanin'ny mamba"). Ary raha nodinihan'Ikala dia avy ao amin'ny 75, 78 ao daholo ny ankamaroan'ny mpihavy eto. Avy eto daholo mantsy ny ankamaroan'ny parizianina, eto ny ambanivohiny, teto ny razany. Rehefa nofakafakana dia betsaka ihany koa ny anglisy monina na mihavy eto nohon'ny paysage sy ny fahakaikezan'ny toerana. Fa ny ranomasina zalahy dia nandra eeeeeee...mangitsy loatra, tsy misy fofona, tsy misy vague, tsy misy tsonjo fa kokiazy!

Teo am-pilalaovana ary r'Ikalapeta dia nisy zazavavy (kiraro Gap, collant DPam, akanjo tout compte fait*! eritrereto amizany!) niresaka tamin-dry zareo:
- elle: " bin ton papa il est tout noir comme les hommes du préhistoire"
- ikalapeta: "bin je m'en fous car ton papa il est tout blanc comme un bonhomme de neige"
Sady nihazakazaka nanantona anay izy no nanao hoe: - je crois bien que sa maman elle est raciste. Ah les gosses.

Dia mbola nitohy niresaka. Izay no maha-zaza azy, raha Ikala zao iny tonga dia voatorakin'ny bala plesy.
Nanongilan-tsofina Ikala mihaino:
- elle (la DPam): "bin moi mon papa il est... (adinony kely hoe inona), il est courtier en banque et ma maman elle travaille à La défense, et toi?
- ikalapeta: "bin (et là je change le texte initial), ma maman elle bloggue"
- elle: "bin oui mais moi mon papa il est le chef alors que le tiens il est employé"
- ikalapeta: "c'est quoi employé? "
- elle: " ça veut dire que mon papa c'est le chef de ton papa" (et paf, flingué)
Dia lasa nilalao ry zareo. Il va falloir que Ikotokely bosse encore et encore pour être le chef de la fille DPam. Mais "Tout compte fait c'est du pareil au même"
( *en référence au marque de vêtements souvent porté par les bobos parisiens, tel Gap, du pareil au même, tout compte fait, zara, etc)
[ ici, pas de pub merci]

Après ça, j'ai eu faim et j'ai essayé de me rattraper sur les fruits de mer made in bretagne. Berk!

Mbola hitohy...
Fanahy iniana natao vary amin'anàna fa tsy miainga ny inspiraka r'Ikala a

2 commentaires:

Anonyme a dit…

Vivement l'episode 3 !!!

Rajiosy a dit…

ka dia efa nahazo rivo-dranomasina izany knou