vendredi 26 octobre 2007

Zaza Mitomany o, ô ô ô ô ô....

OUin..ouin...ouin...Tsisy farany!

Raha mitomany ny zanak'Ikala any an-trano dia trotroina, rotsirotsina, tambatambazana, soloina, omena nonou...mety daholo. Na avela mitomany eo.

Fa raha mitomany kosa ny zanak'Ikala any ivelany dia gaga ny manodidina. Dia hoy:
1> la grand mère en fin de vie ( azafady e!):
- Oh...le gros chagrin!Il est mignon.
2>la maman au foyer
-Elle a envie d'être dans vos bras, je crois bien qu'elle veut un calin. Vous savez les enfants il faut...blablablabla
3>la femme active
-"Mais prends- la...pourquoi elle ne la prend pas? Mince, c'est une nounou sûrement (mieritreritra an-janany) ah bin si toutes les nounous font comme celle là, mon bébé est torturé".
4>la célibataire endurcie
-"Voilà pourquoi je ne veux pas de mec!"
4>le mec
-"Faites ce machin truc en pause, tu veux!"
5>le banlieusard
-"P'tain, les mômes ça me casse les cou..."
6>Le professionnel
-C'est une collique? Elle n'est pas bien?

Ary Ikala? sadaikatra. Raisina sa tsy ho raisina? Avela hitomany hanahirana sady mahaontsa. Ho raisina anefa...mahazo lesona be eo 'ndray.

6 commentaires:

Crjo a dit…

: ) Bien illustré

Il manque juste le mec qui est en couple sans enfant qui dit : j'ai bien fait de ne pas céder et d'avoir opté pour un chien !

Ikalakely a dit…

crjo> tongasoa eto

Voalazanao tsara ao amin'ny profil-nao mihitsy ny momba an'Ikala!!!

Za koa dia gaga @ ty fitiavan'alika diso tafahoatra ity.
Asa manao ahoana angaha amin'izao kaikikaitra alika maafaty olona izao na hihena ny fiompiana alika na tsia fa tena tsy rariny mihitsy.
Ny gasy mihitsy koa aloa no tsy tia alika e, biby tsy misy fotony ny alika amintsika mifanohitra @ omby.

tomavana a dit…

>Faites ce machin truc en pause, tu veux!

ny an'ny sasany rehefa mitomany ny zaza dia noana avy hatrany ny fiheviny azy ka mila fampinonoana miaraka amin'izay ... "dia avoaho avy hatrany ary ny fampanginana ity zanakao Ramatoa fa aza ela fiandry !" angamba no tiany nambara ;)

Ikalakely a dit…

>tomavana
Ka ilay mamoaka an'ilay "fitaova fampanginana" koa anie mbola raharaha be fa misy manao fijery mivilana koa e,
Io angamba no namoronana itony hoe tototte kà, @ zay mangina foana foana foana ilay zaza!!!

Kofbay a dit…

Hoa an'izay tia alika, mba tsidiho azafady ny http://alika.i-love-dogs.com, ahitana torohevitra, forum, raha hivarotr'alika na hividy na hanome fotsiny na hampidera fotsiny ny sarin'ny alikanao, na koa hitady fitaovana sns.. Misaotra e!

Ikalakely a dit…

kofbay> misaotra aloha nitsidika fa angamba tsy hitanao kosa ilay hoe zà tsy tia alika an!
http://ikalakely.blogspot.com/2008/02/tsiambarantelo.html