mercredi 27 février 2008

...

J'espère qu'elle n'est pas enceinte???

J'espère qu'ils n'ont pas bu ce qu'il y avait dans le cageot???

J'espère qu'elle fréquente l'école???

J'espère qu'il aura à manger
...

15 commentaires:

maintikely a dit…

tena mahaliana akia ireto sary ary miombona fanantenana amindry @reto zaza miasa ireto.

Ikalakely a dit…

maintikely> misaotra nitsidika e, efa vonona ve ny cahier de chant LSTN e???
'zay miandry an...

Unknown a dit…

juste pour vous dire que je vous aiiiiiiiiiiiime
mafinaritra be les dernières nouvelles et be espoir be r@ sabotsy io
maintikely>@ fiiry ianao mirava?

Anonyme a dit…

ça me fait frissoner - les questions plutot que les images...

Peut-on passer de ce frisson à une euphorie ? J'ai déja sorti mon vieux vrai cahier de chant de lsnt quand j'étais au lycée, hihihi (on fera mieux de m'affecter "service archive") chuis fin prête les filles hein.
Et regardez ce que j'ai préparé pour maintikely en attendant (just for fun, hita hoe kely asa ! hihihi)

Ikalakely a dit…

@toutes> ram sabotsy mifankahita dia ento daholo ny cahier de chant, ny nem sy sambos, ny THB, ny sigara...sy ny akama rehetra e!

Ikalakely a dit…

ikalamako> mahonena mihitsy mijery ilay sary, indrindra ilay voalohany sy farany.
Na izany na tsy izany, 'nareo ve efa nanadrana an'ilay gatô gasy entin'ilay sipakely io? ohatran'ny tsara izy ireny an...no comment.
Na dia hanampy anazy fotsiny aza dia mba vidio ange e!!!

Anonyme a dit…

gatô madlena io ô ? tsara ange fa be karbonetra fotsiny e :-P

Anonyme a dit…

Ikala a! J'espère que tu contribues à la réalisation de ton espérance!
Tadidiko le vavaky ny Mpiasan'Ikalamako tam janoary iny momba ny vavaka dia enga anie tsy ho frisson fotsiny fa j'espère que nous tous fassions nos possibles pour eux!

Ikalakely a dit…

harilova> fa taiza ary izaho no tsy nahatratran'ilay vavaka?! soa fa nisy ianao nandefa ny rohy...

ikalamako> madelena marina ilay izy, fomba gasy akia a, atao be karibonetra dia tsy miverina ny kil'

Anonyme a dit…

de rien

Anonyme a dit…

hono oa aiza ireo toerana anakanao ny sary ireo?
tsara be ilay izy e!
mafinaritra

maintikely a dit…

ikala: efa vonona ny cahier de chant. Serasera.org manome toky!hihihihi


jogany: je suis chez moi vers 19h30.


ikalamako: Cool! vo hitako izao ilay izy. Merci c'est gentille :D

Anonyme a dit…

aza hadino io gatô madlena io r'ikala itsakiana rehefa mivazo an !
maintikely > :-P

Ikalakely a dit…

news2dago> Tsindrio ny sary dia tonga any amin'ny mpaka azy ise! BizU

Anonyme a dit…

J'espère qu'ils sont heureux qd mm...