mercredi 7 novembre 2007

Tu m'Aimes Ou Pas?

Hatraiza ny fihavanana malagasy? Manakana an'Ikala tsy hiombona amin'Ikala ve ny tsy fitenenan'Ikala teny Malagasy?

Tafiditra ato anatin'ireto ambarantonga ireto 'nga Ikala?
  1. Teraka tany Dago: mahazo sy miteny ML fa tsy noresahana teny ML ary nianatra tany amin'ny sekoly vahiny. Tsy mahay mamaky sy manoratra teny ML. Mamaly sy miresaka amin'ny teny frantsay.
  2. Teraka tany finda: zanaka ML na metisy, tsy mahay teny ML mihitsy fa mahazo sombisombiny. ( la flemme de traduire, un peu d'effort stp)
Tato ho ato (2 na 3 taona izay) dia ohatran'ny miezaka be izany ny ray aman-dreny ML mampihavana ny zanany amin'ireo teratany mitovy aminy. Amiko aloha dia tafiditra sy nifanojo tamin'ity resaka "immigration" teto Frantsa ity izy io. Ny "question d'identité" , ny "acculturation", ny "intégration"... Indrindra fa tamin'ireny resaka fanaovam-boilin'ny vehivavy tavaratra ireny.

Nanontany tena mantsy ny ML sy ny Tavany sy ny Maizina izay nihevitra angamba fa ho voaray ho Frantsay eto satria voazanaka taloha. Ary rehefa nanomboka tezitra ny Frantsay fa be loatra hono isika no eto dia toa gagagaga be daholo ary te hiverina amin'ny taniny indray ny "jiosy".

Ny mahagaga ahy anefa dia izao, ireo ankizy izay nasain'ny ray aman-dreniny nifampiserasera tamin'ireo teratany aminy dia nandà ary nihemotra indray tsy hihavana aminy. Izany hoe any ankoatra izy tsy voaray ho vazaha, aty an-taniny izy tsy mandray na tsy raisina ho anisan'ny mitovy aminy. Je me fais comprendre là? C'est à dire que ici tu n'es et ne sera jamais français (sauf de papier) et là bas tu ne seras pas malgache (même si tu as la couleur qu'il faut). Cela rejoint très bien le profil de crjo et le post de Nj&B . A vous de voir!

Ny olàna anefa dia izao: r'Ikala koa anie tsy te hihavana amin'ireny tsy miteny malagasy aminy ireny e! Je me mets dans la peau de mes compatriotes qui refusent de côtoyer des "pti vazaha" comme le décris Nj&B.

Car moi,
- je refléchis en malgache et il m'est très difficile de te répondre du tac au tac en français. J'ai besoin de traduire dans ma tête et cela mets du temps.

Ce qui fait que ,
- dire des gros mots ou insulter quelqu'un en langue étrangère m'est très difficile et je ne connais pas le bon mot pour le dire.
- si tu me parles en verlan ou en argot et si tu utilises des proverbes ou des expressions typiques de chez toi dans tes phrases, il m'est très difficile de te comprendre.

De ce fait, je m'éloigne de toi!

- Ikalakely: Dommage.

3 commentaires:

Anonyme a dit…

"zetemma : inpè, pasionemà, alafoly, padito...satria ikala tsy mikapta ny kozinay aty amin'ny nanatà !"
de ahoana hozy???

Anonyme a dit…

Tsara be ilay post sady milaza tsara ny fomba fomba malagasy izay efa be mpanadino taloha, indrindra moa ny fombafomba momba ny ara-nofontsika.
Misaotra an'Ikala nampatsiahy anay.

Jereo koa ity :http://www.geocities.com/mialy_tiana/repas.htm

Ikalakely a dit…

ikalamako> De hozy hoe: moi pas comprendre ce que toi dires
zetem!

sipakv> misaotra anao nizara azy amin'ny vohikala!! ny resak'ara-nofo mihitsy no tena vitsy mpahalala satria saron'ny fivavahana kristianina