jeudi 10 janvier 2008

Mon Dentiste Est Un Arnaqueur!!!

Resaka nify fa manomboka ny taona tsy maintsy hatao tsara ny sorira!!! nandritran'ity herinandro ity narary be foana ny nifiko (et pourtant je me brosse les dents 3 fois par jour, bon d'accord 2 parce qu'à midi je chwin (siligaoma). Tsy haiko intsony na mpamitaka na mpandainga na mpivarotra ilay dokotera nify!!!

Tsy haiko aloha raha tadidinareo fa any Dago raha marary nify dia alàna foana foana, sady amizay tonga dia amin'ilay tandramokotra be goana be iny! Laingako izany. Non, Ikala manokana aloha dia tsy matahotra tsindrona, fanafody, dokotera. Taloha aza aho mihinana nivaquine tsy asiana tantely sady mbola mangataka kadô! ndrekaiky o, entre pas fa izaho koa tena mpankafy huile de foie de morue...

Mba mitsabo nify ihany aho izany tany an-tanàna e, kanefa koa azo lazaina fa tsara nify ny razanay. Merchi bonkou ikaky o! Fa nony tonga taty finda amizay aho indrindra fa tamin'ity herinandro ity dia akory ny hagagako fa simba daholo hono ny nifiko ary mila soloina (fa tsy esorina araka ny fomban-drazana). Hehehe...saika tsy nino aho aloha. Iza no nandra ny dentiste malagasy sa izaho voafitaka. Tsy haiko aloha fa izaho vahiny e!

Dia natao ary ny devis: pas moins de 2000 balles pour mes dents en OR, tu rigoles si j'avais ce sou en poche je me serai fait blanchir les dents d'abord, mon oeil c'est tout juste le prix d'un soit disant couronne. Et tout ça parce que j'ai dit que j'avais une "assez bonne" mutuelle! Pfff Arnaque...

Fa angaha izay fotsiny, il me suggère aussi de mettre ce truc bidule de korotam-by des adolescents en mal être, non mais...ce n'est plus de mon âge!

10 commentaires:

tomavana a dit…

Dia sady miarahaba tratry ny taona izany no mirary ny hitohizan'ny nifinao ho 'tsara' ... na akaiky na ho lavitra ireo 'korotam-by' ;)

Ikalakely a dit…

nifin'ikalapeta io fa tsy ahy an, ny ahy efa naniry daholo!

maintikely a dit…

gaigy be retsy izany 2 000euros izany.
Mahafantatr'olona nanao couronne za fa réussi aloha ilay izy fa tsy haiko ny prix. Fa en tout cas tsy mila manao appareil intsony kosa e!

Anonyme a dit…

Moi non plus j'avais jamais vu ça!
Quand je suis arrivée ici, ma dentiste était surprise que c'était des dentistes gasy qui ont entretenu mes dents.
"Non mais vous croyez quoi?"

Et la semaine dernière, mon chéri s'est vu prescrire un antibiotique, tout ça parce qu'il voulait faire un détartrage!!!

Et on se plaint du déficit de la Sécu, mais allez savoir qui il faut dénoncer au juste: les patients ou les médecins qui plombent la caisse ?

Anonyme a dit…

Expéreince vécue, ny any antanindrazana izay marary de esorina, marina ny fanamarihinao. Sendra mpitsabo nifin'ny orinasa aho indray andro fa mba te hanao détartrage kely. Laozan'izy roa (vehivavy) miresaka ny sipany fotsiny fa tsy miraharaha ny marary aminao izany izy (ny hitako io aloha an, sao misy sendoatra eo). Le tena lafo mihitsy ny fikarakarana nify eto Frantsa fa aleo hatao tsartsara foana ny mutuelle. Le izy koa misy génération tsy ampy calcium raha ny fandinihako azy satria nisy fotoana tena nifampitadiavana ny sakafo misy calcum taty Madagasikara. Azo lazaina fa miadakadana ny ankehitriny amin'ny lafin'io. Tsara ity lahatsoratrao ity.

Ikalakely a dit…

maintikely> couronne angamba retsy ilay lafo be fa atao volamena daholo ilay izy an, marina na diamant aza tsy 2000eur e, (eny e ni exagère aho fa tena lafo be ilay izy an!)

tattum> ny resaka santé indray aloha an, dia ataoko fa tsy dia tena anisan'ireo managoana ny caisse ny gasy ;satria tsy dia mpijery dokotera loatra izy raha tsy hoe efa tena marary be angaha. Ka aleo atao hoe ilay dokotera nify!

Ikalakely a dit…

tomavana> misaotra e,

nante9> hihihi, ny teraka ta@ 82 izany tsy ampy calcium izany fa tsy nisy ny ronono? sa?
Fa henjana be ihany aloha ilay any Dago hoe vao marary nify dia esorina an, banga aby avy eo

Anonyme a dit…

dadany tkoa re zany :-). Misaotra mizara Ikalakely a! Misaotra kloa @ comment tao @ blaogiko e!!

Ilay resaka nify aloha dia henjana refa marary e! Ny tsara dia ny misoroka hatrany!!!

ok

Anonyme a dit…

Courage foana Ikalakely à

DadaRabe

Ikalakely a dit…

tokinao> misaotra nitsidika e!

Dadarabe> tongasoa eto amin'Ikala, misaotra indrindra e