jeudi 21 février 2008

Tsiambarantelo!!!

Tagén-drajogany ndray ny sipa dia tsy maintsy mamoaka secret!!! tssss... zà ange ho aho tsy mahita olona 7 hanodinana an'ilay blaogy-maoly e!
Ohatran'ireny hoe any amin'ny fac' taloha ireny dia miandry ny fihodinan' ilay sigara ve nàma!

'Nareo reto an, curieux daholo tsss... zao ary e, tsotsotra be fotsiny:

  1. je ne fume pas
  2. je ne me drogue pas
  3. je ne bois pas
  4. je déteste les mathématiques
  5. je suis indécise
  6. je déteste prendre des médicaments
  7. et je hais les chiens, les araignées et les serpents.

Voilà....faut dire que c'est un exercice très difficile ce truc hein...

Car secret number 8: - je ne parle jamais de moi dans les blogs. On ne sait jamais sur qui on tombe. Avec cette manie à rajouter un peu plus, histoire de pimenter la lecture!han

.temps mort. temps de réflexion.

Je tourne en rond depuis des heures à effacer, copier, coller, couper les phrases qui me viennent et finalement je décide à vous dire que:

  • quand j'étais adolescente: je me suis brûlée les cils en voulant allumer ma première cigarette avec l'allume- gaz. c'est c*** hein!
  • mon rêve le plus fou serait de faire un petit "retour vers le futur" je choisirai l'époque royale: vivre à Versailles ou au Rova de Manjakamiadana, pourquoi pas?
  • j'ai accidentellement brûler les cheveux de mon cousin mais il ne m'en veut pas, youpi...
  • il y a quelques temps de cela je disais à mon père que je voulais vivre au Kosovo ou dans un autre pays en guerre et finalement tout bien réfléchis je n'ai pas envie de finir comme Ingrid Betancourt.
  • j'adore les dessins animés et les séries télévisées. Je pense que ce qui me manque le plus au monde c'est l'époque de mon enfance.
  • normalement là il y a tous mes secrets et pour les 5 ans à venir...lol car il est vrai que quelquefois j'ai du mal à suivre les règles du jeu. Par exemple quand je lis un magazine, je commence toujours par la dernière page...

Et maintenant je passe le relais à Lilia, Sipagasy, Ikalamako, Nj&be, Rajiosy, Pissoa, et pour le 7 ème... qui veut bien se porter volontaire?

20 commentaires:

Unknown a dit…

raovina tsika no hijery dessins animés ary é? dé ny ankizy avela tsika milalao any tokotany lol!!
fa ahona lé "je me brûle tout le temps"!? ny sasany anxieuse, ny sasany de droite, sady amoureuse...ato misy pyromane

hihhihihihii

sipagasy a dit…

hihih ka inona retsy ny atsanga 7 tsy maintsy ho tantaraiko ato mmhhhh, ndraso aza aloha!

1. tiako ny mikaly mafilotra, tsinay tsy mivora-poana hoy i dadanay.
2.tsy dia tia manao fanatanjahan-tena loatra e!
3.adala @ asa atao hihihi, mila ho adinoko ny mody injainjay!!
4.manadino mikaly nefa rehefa eto @ net
5. masiaka hono!!!!
6.tsy dia be teny
7.tsy haiko hihihihi

izay aloha fa tsy haiko na tahaka izao ny tadiavinjiko na tsia e!

bizzz

Ikalakely a dit…

fa iza alou i 1 e?

Anonyme a dit…

dia rehefa voa moa dia manantanteraka fa izany no nianarana fony SN : "que les ordres soient exécutés sans hésitations ni murmure, et que la réclamations n'est pas permise que lorsqu'on a obéi."
Vita izay fa ny aza tratrako an ! Izao nivoaka aby ny nafenina hihihi
kiss be njyy !

Ikalakely a dit…

jogany! flashé be zay amizao an...

eh oui c vrai , danz be iany fa tena may daholo ny volon'lery tamizay an, nodorako tamin'ny labozia...hihihi

Anonyme a dit…

okay! Izay vao mazava lay taggé. Mora azoko ihany kay rehefa avy nohazavaina elaela :-P.

Misaotra r'IKaLa a :-).

Ka dia inona moa zany fa handray anjara ra-Toky fa tratran'iKalamako koa e :-)

Anonyme a dit…

melsi lesy tokinao ! izahay efa liana fa ny an'i shoan ao efa lava be ny liste-n'ny victimes, lol

Anonyme a dit…

Vita ny adidiko r'Ikala a !

Miandry be an'i Tokinao ! hi hi

Anonyme a dit…

fa inona ity zavatra ity e, hatramin'ny alina aho no namaky teto hatramin'izao dia avy aty no nihodina tany amiko tany avy ao amin'Ikalamako, fa inona izy ity????
tena very aho marina mafy!

Ikalakely a dit…

Mila miakatra amin'i Source izany enao e,
izaho ohatra zao tratra avy any amin'i jogany dia izy tratra avy amin'i trinitty ainsi de suite! hihihi
dia lasa lava be ilay masinina...
kilalao mahafinaritra no andeha hilazako azy, mba hifankalalntsika mpinaman'i blaogasifera rehetra maneran-tany.

BizU

shoan a dit…

salut daholy ô !
manantena fa hanaraka daholo ireto "taggé" fa tsy hisy hitsôk'ady ihihhihihi
big bà sy bizourks ary ô
shoan

Anonyme a dit…

salut ndray !
ny an'ikala kosa dia zavatra efa tsy sékré tsony é ! je ne bois pas je ne fume pas je ne me drogue pas ... zany vé dia mba sékré ? mba ataovy zavatra mba téna sékré akia an ! tu as vu , moi j'ai mis l'épisode du "rêve coupé" car mon fils voulait faire caca ! hihhihihi
allez bizou et hop deux trois pts secrets rigolos là ... Shoan

Ikalakely a dit…

shoan> tongasoa eto amin'ikala e! efa ela mihitsy no nahitako an'ilay signature kely dia efa namangivangy tany amin'ny blaogy tany aho fa ...tsy hitako hoe aiza no mametraka comments? sa any amin'ny livre d'or ve?

hihihi...danz ndray ilay hoe te hikàkà nefa ilay dauphin efa naika hanala an'ilay lambaoany an! hihihi

BizU b

Unknown a dit…

j'avoue nen Ikala hotrany hoe lé test any anatay Cosmo (jejoo?) reny...
tsssssssss

Anonyme a dit…

aza tsiny fa mbola tsisy aingam-panahy amin'ilay tag. asa mbola tsy ampy fahotana angamba alohan'ny hidirana kôfesy ???

Unknown a dit…

euh Misé Rajiosy ô...misy miandry secrets ô!
Bizy be ry kala annnn papote papote papote

Ikalakely a dit…

rajiosy> aiza o! aiza o! izay tsy manaiky raha tsy mivoaka ny secrets é

Miandry karaoke izay sy maintikely an

Anonyme a dit…

ikala a, douzy kely ary alou @lé sigara é hihihi ina ny série tian-njy?

Ikalakely a dit…

Trinitty> hihihi...ndry ngah mbola tsy main'ny sigara??? lol
Secret be ndray raa avoaka eto ny série TV tiako tsy efa secret 12 ve 'zay ny ahy?!
Amizao fotoana izao aloha dia mijery Nip Tuck sy How I met your mother no atao satria i Desperate Housewives naka break...dia lasa manaraka an'ilay lien ao amin-dry iny sisa
BizU

Rajiosy a dit…

voilà voilà c'est fait jeune dame !