mercredi 24 octobre 2007

Iza ary Ikalakely?

Ikalakely dia mpanaraka blaogy vazaha, malagasy, anglisy ilay tsy misy sarin'olona ireny fa ilay milaza zavatra mahaliana, mampihomehy, mahagaga. An an an kay, indraindray izy dia mijery an'ireny misy sarin'olona ireny ihany, rehefa leo mamaky lahatsoratra lava be.

Monina eto sy ary. Kalakely tsy lava tsy fohy, tsy ngeza tsy kely, manan-kevitra indraindray fa tsy isan'andro.

Noho izay dia mba nanokatra ny blaoginy izy na dia efa manana tranonkala mandehandeha any aza, bin oui "on a pas tout essayé" ange e!

9 commentaires:

Anonyme a dit…

Tonga finaritra eto amin'ny bilaogisfera izany ê !!!!
Za izao efa 2 taona ny miaina miaraka aminio dia mbola tsy leo :)))

Sorry for my ugly malagasy. Believe me I bet speak it much much more than writing it !

As for your malagasy, I just love it!
Usually I get fed up with it after reading 2 lines. But yours is so colorful !!

Longue vie donc au blog de ikalakely !!!
Je t'ai déjà mis dans mon Bloglines pour ne rien râter de la suite ;)

Anonyme a dit…

Coucou Ikalakely!
Vao androany aho vao nahita ny blaogin'ndry!!!Cool, encore une fille qui se la ramène!! Tongasoa izany e!
Et merci pour le lien !!Bientôt je ferai de même (quand j'aurai un peu plus de temps à chiper au bureau pour ne m'occuper que de mon p'tit blog!!) De bon blabla zany et fais gaffe, on te lit de loin an!!! héhé

Ikalakely a dit…

Lilia> Thank's a lot. Misaotra be dia be. Merci infiniment.

Vao avy nangataka t@ tattum "ma source d'inspiration" aho hiditra mambra ao amin'ny malagasy miray, fa miandry kely hono e.

Jf> Tena mahafinaritra be ahy ny blaoginao ange e, tena marina! Fosafosa. Tafatafa. Dinidinika ny eto e. Resa-behivavy! Hahaha mais pas trop aussi

Anonyme a dit…

Toy ny efa vaoloaza teo, faly mandray anao ato amin'ny bilaogasyfera, ary faly mamaky ny blaoginao.

Mafinaritra no mamaky anao, ary efa ho vita ny ao @ Malag@sy Miray. :)

Misaotra koa ho an'ilay rohy,ka dia atao ko ny anao.

Vola a dit…

Tonga soa ry ikalakely !
Faly be mamaky ianao.

(j'aime bien parce qu'au moins les petites incursions françaises dans un billet malgache ça me fait progresser dans la compréhension du malgache)

bonne continuation,

Ikalakely a dit…

Vola> Tongasoa eto. Bienvenue à toi

Oui j'aime bien le vary aman'anana (et dans tous le sens du terme)

Anonyme a dit…

faly mahafantatra an'ikalakely. Misaotra nitsidika tany amiko sy nandray ho namana.
Mamangy foana amin'izay aho ary an !

Unknown a dit…

Milay ilay anarana nofidinao ry Ikalakely a. Tena gasy zato isan-jato mihitsy. Sambany aho vao nahita azy ity androany. Tiako ny fomba fanoratrao sy famoahanao hevitra. Mankalaza eh.

Tokony mba avokan-dry zareo DVD iny horonan-tsary " ilay boky nodorana..." iny ry Ikalakely sa ahoana hoy ianao. :-)

Mazotoa.

Ikalakely a dit…

Rado> Tongasoa eto Rado!

Ilay "boky nodorana" dia tokony mihitsy, asa na efa misy aloha e? fa amin'izay izy mba tena tsy levona ho doria

Mazotoa, ny ao aminao ao koa anie milay e, Manja e