tag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post7201465719409080073..comments2008-04-15T12:04:55.609+02:00Comments on BLaoGin'IKaLa: MSN- me!Ikalakelyhttp://www.blogger.com/profile/02142461675503956850noreply@blogger.comBlogger12125tag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-73737449450021071842008-04-15T12:04:00.000+02:002008-04-15T12:04:00.000+02:00Mdr :)Mdr :)Crjohttp://www.blogger.com/profile/07643331447987345445noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-44137257157613933632008-04-13T08:36:00.000+02:002008-04-13T08:36:00.000+02:00trinitty> menatra be aho raha gasy fa soa fa vôzà!...trinitty> menatra be aho raha gasy fa soa fa vôzà!

sipagasy> ialao miadana raha vao mandefa camera, tsy ny ordinateur ihany fa ny telephone koa dia ahitan-doza , mihavitsy fotsiny izy izao!Ikalakelyhttp://www.blogger.com/profile/02142461675503956850noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-85357440276353461422008-04-12T19:56:00.000+02:002008-04-12T19:56:00.000+02:00tena mahavariana mihintsy ny olona sasany ann, dia...tena mahavariana mihintsy ny olona sasany ann, dia tsy misy henatra intsony fa hoe miafina aoa ambadiky ny ecran ao, tsssssipagasyhttp://www.blogger.com/profile/15858623250065722447noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-19207860192151192172008-04-12T16:42:00.000+02:002008-04-12T16:42:00.000+02:00gasy ve izany r'ikala? eh ben ...gasy ve izany r'ikala? eh ben ...trinittyhttp://trinitty.wordpress.com/noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-61798151814915224802008-04-12T07:58:00.000+02:002008-04-12T07:58:00.000+02:00maintikely> lazainy fa hitany tany amin'ny forum t...maintikely> lazainy fa hitany tany amin'ny forum tany hono, marina aloha fa ilay izy tokoa tena miparitaka ihany e!ilay ampiasaiko ao @ fcbk
fa "éloise" ihany no sahy nikiadaladala, izay no mahadala azy! Vazaha ilay izy an, lazainy fa mpianatra DUT comptabilité ! hahaha Mitapy!!!!!Ikalakelyhttp://www.blogger.com/profile/02142461675503956850noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-21963758454285533482008-04-11T22:12:00.000+02:002008-04-11T22:12:00.000+02:00tsy mihomehy loza za fa tena mampime ilay izy. Fa ...tsy mihomehy loza za fa tena mampime ilay izy. Fa ahoana no nazahoany ny adiresindry?maintikelyhttp://www.blogger.com/profile/01019437777750149563noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-78501136260634859612008-04-11T09:00:00.000+02:002008-04-11T09:00:00.000+02:00jogany> ao @ msn ndry fa tsy hitako mihitsy koooda...jogany> ao @ msn ndry fa tsy hitako mihitsy kooo

dadarabe> ny tena loza anie dia ny fahaizany mitarika anao hiresaka aminy, ohatran'ireny dia tena mpinamana be ireny taloha e! Sady amin'izay izaho izany tena nanana "sentiment" mihitsy hoe ouain fa tsy nahatadidy azy e!

Fanafodiny ry reto: aleo tsy manaiky camera na tsy mampiasa afa-tsy ho an'ny havana a!Ikalakelyhttp://www.blogger.com/profile/02142461675503956850noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-42088706181132256522008-04-11T08:15:00.000+02:002008-04-11T08:15:00.000+02:00ikalamako> "karajia" io marina ilay filaza azy, sa...ikalamako> "karajia" io marina ilay filaza azy, saingy adinoko kely!

danz akia ny olona an, tena jiolahimboto ny sasany! misy ny adala ary mivelatra ny fahafahany manao ny adalany ka mila mailo mihitsy!

pissoa> mampihomehy mahasosotra sady mahamenatraIkalakelyhttp://www.blogger.com/profile/02142461675503956850noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-42933053457584385052008-04-11T03:37:00.000+02:002008-04-11T03:37:00.000+02:00Lalina indray izany ry Ikala koh !ahitan-javatra a...Lalina indray izany ry Ikala koh !

ahitan-javatra anie ny hadalan'ny olona amin'ny internet é! marina moa.

Loza izany !DadaRabehttp://dadarabe.blaogy.comnoreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-3956053686655021492008-04-11T02:08:00.000+02:002008-04-11T02:08:00.000+02:00euh stp pkoi je suis pas dans ton msn??????Zà dray...euh stp pkoi je suis pas dans ton msn??????
Zà dray efa cas desespérée : @ telephone, laptop, msn, skype, gtalk, (merci adium), blog, forum, vref...
desesperada
Ny olona dray no leo fa zà eo foana!!!joganyhttp://www.blogger.com/profile/02677078582040376043noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-37846357382245059242008-04-10T20:04:00.000+02:002008-04-10T20:04:00.000+02:00Hi hi hi - mampihomehy koa izy izany lol.Misaotra ...Hi hi hi - mampihomehy koa izy izany lol.

Misaotra re r'Ikala fa dia hitandrina a.pissoanoreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-52771833375851656852008-04-10T13:38:00.000+02:002008-04-10T13:38:00.000+02:00beurk !Iaho moa misaotra ny Avo fa tsa mahay sady ...beurk !
Iaho moa misaotra ny Avo fa tsa mahay sady tsa manana raha teknolojikanareo iooo.
Ny ahy rehefa tsy mikarajia - tena mahalana, misy namana tsy hitako n'aiza n'aiza dia any izay ny fara-fanantenako - dia ny gmail-ko eto ihany. Dia ny FOKO koa, indraindray kosa mba manala azy ao @ salon FBC ao ikalamako e, dia zayyy.
Na ny zanako aza efa folo hafatra mihitsy kle. Sady mody maka zavatra eto matetika ihany aho nefa hitsikilo hoe iza daholo sy resaka inona no eto.
Tsy hay intsony ity fandrosoana ity fa mandroso be koa ny fikorosian'ny toe-tsain'ny zanak'olombelona.ikalamakonoreply@blogger.com