tag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post5952593581913576454..comments2008-04-11T08:12:54.425+02:00Comments on BLaoGin'IKaLa: Enti_Mody KilalaoIkalakelyhttp://www.blogger.com/profile/02142461675503956850noreply@blogger.comBlogger19125tag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-33957491612404379212008-04-11T08:12:00.000+02:002008-04-11T08:12:00.000+02:00dadarabe> ohatran'ny hitako hoe mahafinaritra ilay...dadarabe> ohatran'ny hitako hoe mahafinaritra ilay mpanolontsaina satria misy fifanakalozan-kevitra, fananarana, fanampiana, hafatra sns fonosiny!
Anjarako sisa mandray na tsy mandray, toy ny eny amin'ny antenimiera! misaotra eIkalakelyhttp://www.blogger.com/profile/02142461675503956850noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-24136441352107435462008-04-11T03:39:00.000+02:002008-04-11T03:39:00.000+02:00Hafa indray ry Ikala ilay hoe "mpanolotsaina" fa t...Hafa indray ry Ikala ilay hoe "mpanolotsaina" fa tsy hafatra.

Tohizo foana é!

DadaRabeDadaRabehttp://dadarabe.blaogy.comnoreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-75843900492590071132008-04-07T17:20:00.000+02:002008-04-07T17:20:00.000+02:00jogany> mahay be ilay mpampianatra sekoly alahady ...jogany> mahay be ilay mpampianatra sekoly alahady raha izaho an, sa ilay mpianany no mora mandray lesona?Ikalakelyhttp://www.blogger.com/profile/02142461675503956850noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-64416100181255423972008-04-07T15:48:00.000+02:002008-04-07T15:48:00.000+02:00ikalakely > misaotra betsaka na dia efa ela aza no...ikalakely > misaotra betsaka na dia efa ela aza no nanarka fa iozay vao mba nanoratra ..............miala tsiny e!lolpakyssewww.pakysse.wordpress.comnoreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-40335380043220660372008-04-06T23:55:00.000+02:002008-04-06T23:55:00.000+02:00zà aza tsy nnana cours de Malgache na IRAY MONJA a...zà aza tsy nnana cours de Malgache na IRAY MONJA aza .... juste hoe tany @ sekoly alahady nadrintriny 60 ans dia ny-demerde tany....jerevo ny resultat....lasa JJ Rabearivelo bejoganyhttp://www.blogger.com/profile/02677078582040376043noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-70219331838331568742008-04-06T12:14:00.000+02:002008-04-06T12:14:00.000+02:00pakysse> tonga soa eto amin'ikala ary aloha e! Dia...pakysse> tonga soa eto amin'ikala ary aloha e! Dia manantena ny fampiarana azy hono izany ramose Lap e,

Trinitty> ndry an...mandraisa ihany "anjara" na izany aza e!Ikalakelyhttp://www.blogger.com/profile/02142461675503956850noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-72061265626173675252008-04-05T17:34:00.000+02:002008-04-05T17:34:00.000+02:00tena tsy naazo moyenne mihitsy aho t@ malagasy loo...tena tsy naazo moyenne mihitsy aho t@ malagasy looltrinittyhttp://trinitty.wordpress.com/noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-21735245305699208582008-04-05T15:37:00.000+02:002008-04-05T15:37:00.000+02:00tena mahay be daholo ka.tohizo fa tsar fa manakher...tena mahay be daholo ka.tohizo fa tsar fa manakhery tanteraka anreo ny tenanko satria raha izao no mitohy dia tsy very mihntsy io teny malagasay io.milay ny fandraisana andraikitra e.pakyssewww.pakysse.wordpress.comnoreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-54448339289828104282008-04-02T12:22:00.000+02:002008-04-02T12:22:00.000+02:00Mahatadidy lesona daholo an!Mahatadidy lesona daholo an!Ikalakelyhttp://www.blogger.com/profile/02142461675503956850noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-65481197279992706242008-04-02T12:21:00.000+02:002008-04-02T12:21:00.000+02:00crjo> izaho koa toa mitovy hevitra aminao raha ny ...crjo> izaho koa toa mitovy hevitra aminao raha ny fitadidiko azy dia toy asabotsy no izy, anefa (sa nefa) toa hitako any amin'ny blaogy sasany hoe sabotsy indray hono!

ikalamako o! rakibolana virtoaly akia a!Ikalakelyhttp://www.blogger.com/profile/02142461675503956850noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-72419894003603186402008-04-02T12:19:00.000+02:002008-04-02T12:19:00.000+02:00ikalamako> misaotra fa tena tsy haiko hatramizay m...ikalamako> misaotra fa tena tsy haiko hatramizay mihitsy io fa nataokotaoko fahatany fotsiny, hay toa nety ihany!Ikalakelyhttp://www.blogger.com/profile/02142461675503956850noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-20278038590027266602008-04-01T16:55:00.000+02:002008-04-01T16:55:00.000+02:00samy hafa sy samihafa: samy hafa misaraka mampitah...samy hafa sy samihafa:

samy hafa misaraka mampitaha zavatra roa tsy mitovy

samihafa mitambatra mampitaha zavatra maro tsy mitovy

hihihi io mba zavatra tadidiko tsara @teny malagasymaintikelyhttp://www.blogger.com/profile/01019437777750149563noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-64017327470280941262008-03-31T21:43:00.000+02:002008-03-31T21:43:00.000+02:00Tena tsy mba mety tadidiko mihitsy koa ny mahasamy...Tena tsy mba mety tadidiko mihitsy koa ny mahasamy hafa ireo samy hafa sy samihafa ireo :-P

Tsisy mihintsy mihitsy ony ao amin'ny rakibolana e lol.pissoanoreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-50429340840232966862008-03-31T20:26:00.000+02:002008-03-31T20:26:00.000+02:00rajiosy : lolllrajiosy : lolllikalamakonoreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-32686913257977762862008-03-31T17:55:00.000+02:002008-03-31T17:55:00.000+02:00an an an tsy mihintsy mihintsiny !sa ahoana hoy ia...an an an tsy mihintsy mihintsiny !
sa ahoana hoy ianareo ?Rajiosywww.rajiosy.comnoreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-15205077830083519802008-03-31T17:29:00.000+02:002008-03-31T17:29:00.000+02:00ahhh efa manomboka ahhhhMafinaritra mihitsy no mam...ahhh efa manomboka ahhhh
Mafinaritra mihitsy no mamaky an'ilay izy.
ahahhahajoganyhttp://www.blogger.com/profile/02677078582040376043noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-20895229776145895032008-03-31T16:26:00.000+02:002008-03-31T16:26:00.000+02:00Asabotsy : vient de l'arabe es-sabt et designe le ...Asabotsy : vient de l'arabe es-sabt et designe le septième jour de la semaine :).
Ny fitenenana gasy matetika tsy manonona "a" (cf alahady : 'lahady) no mahatonga ilay fitenenana hoe sabotsy.Crjohttp://www.blogger.com/profile/07643331447987345445noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-15943763747166281672008-03-31T14:26:00.000+02:002008-03-31T14:26:00.000+02:00MIHITSY no izy fa tsisy teny hoe mihintsy anaty ra...MIHITSY no izy fa tsisy teny hoe mihintsy anaty rakibolana.
Mihitsy : teny entina manamafy fa marina.
Misy ny teny hoe hintsy izay midika hirifiry amin'ny hatsiaka ==> mangintsy (ary izaho hatrizay nanao foana hoe mangitsy be ny andro, hay mangintsy be, lol)
Tena mitombo ny fahalalana e !ikalamakonoreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-53418522088951237582008-03-31T14:04:00.000+02:002008-03-31T14:04:00.000+02:00dia iny indray aho sy ny rakibolana :samy hafa = t...dia iny indray aho sy ny rakibolana :

samy hafa = tsy mitovy
(ohatra : samy hafa ny raozy sy ny lisy)
samihafa = isan-karazany
(ohatra : voaravaka voninkazo samihafa ny Lapan'ny Tanàna).

Mandalo matetika aho mangorona enti-mody ataoko anaty "archive" :-)ikalamakonoreply@blogger.com